L’application Torolalana est actuellement en phase Alpha, il est probable que vous rencontrez des bugs. Si c’est le cas, n’hésitez pas à nous les signaler.
Hoan'ny mpianatra (4 raharaha)
Ny mpianatra dia olona manokana ao amin'ny sampan-draharaham-panjakana. Hampahafantarina azy hatrany ny dingana tokony harahina mialoha sy mandritra ny fianarany ary koa ny fampahalalana rehetra ilainy momba ny fitarihan-dalana sy fanofanana azy.
Amin'ny maha-olom-pirenena (13 raharaha)
Mpisehatra eo amin’ny fiainam-pirenena ny olom-pirenena. Mitovy zo sy adidy amin’ny mpiray tanindrazana aminy izy. Hitanao eto ireo serivisy momba ny fiainana maha olom-pirenena anao.
Fampahafantarana ankapobeny momba an’i Madagasikara toy ny: faritra, distrika, toerana fizahan-tany samihafa, valan-javaboary, sns.
2Fanomezan-dàlana, toro-hevitra ara-teknika, filazana, prescription
1Ny serivisy ho an'ny daholobe ilainao sy ny fianakavianao mandritra ny fiainana: ireo taratasy samihafa, taratasy fanamarinana ary antontan-taratasy ilaina hafa.
3Farmasia mpiandry raharaha, Fiara mpitondra marary, Hôpitaly, Mpamonjy voina, Polisy, sns.
3Ahoana no atao raha hanao vaksiny, ireo rehetra tsara ho fantatra momba ny fahasalamam-bahoaka
4Amin'ny maha mpandraharaha (3 raharaha)
Hitanao eto ny fampahalalana manan-danja sy manara-penitra ho an'ny fampandehanana ara-dalàna, ny fampanarahan-dalàna ary fitantanana ara-dalàna ny orinasanao.
Mba ahafahana manatsara hatrany ny tolotra sy ny mba ahazoan’ny daholobe fahafam-po amin’ny fampiasana ity sehatra ity dia manasa anao mba hamaly ny fanadihadiana tsotra izay nomanina. Marihana fa tsy antery ary malalaka ny famaliana ny fanadihadiana. Ny valin-teny izay omenao dia mijaona ho rakikevitra entina hanatsarana sy hanamora ny fampiasanao ny Torolalana™.
Antsoy izahay