Torolalana
  • Raharaha
  • Fampahafantarana
  • Fifandraisana
MGFlag
    COVER IMAGE TOROLALANA

    Inona tokoa moa izany ?

    Torolalana dia tranokala ofisialy ho apetraka mba hanampy anao amin’ny fikarakarana antota-taratasy ilaina eo amin’ny sehatra ara-panjakana, ao anatin’izany ny fahazoan-dalana isankarazany: mitondra fiara, manorina trano, manangana orinasa sy ny maro hafa. Ao ihany koa ireo dingana arahina eo amin’ny fiainanao tahaka ny fanohizana fianarana eny amin’ny anjerimanotolo, fikarakarana fisotroan-dronono, sy ny maro hafa.

    Ny tolorolalana.gov.mg ihany koa dia manome anao olom-pirenena ireo tsara ho fantatra mahakasika ny raharaham-panjakana toy ny tatitry ny filankevitry ny minisitra, lalàna vaovao sy ny maro hafa.

    TIPS IMAGE 0

    Manome torohevitra marina sy mazava

    Satria dia voamarin’ireo ministera mpiandraikitra ny antotan-taratasy karakaraina izay ho soratana ato. Tsy misy ahiahy izany ianao amin’ny fahamarinan’izay voasoratra ato.

    TIPS IMAGE 1

    Mitsitsy fotoana sy vola

    Eo amin’ny fivezivezena manontany ny tokony atao na mivantana izany na amin’ny antso antaroby izay misy ihany fa mety ho ela ny valiny azo.

    TIPS IMAGE 2

    Misoroka ny fanambakana sy ny kolikoly

    Tsy hisy olona afaka hamitaka anao intsony amin’ny dingana rehetra arahina sy antontan-taratasy ilaina mba ahazoanao izay ilainao.

    Mba ahafahana manatsara hatrany ny tolotra sy ny mba ahazoan’ny daholobe fahafam-po amin’ny fampiasana ity sehatra ity dia manasa anao mba hamaly ny fanadihadiana tsotra izay nomanina. Marihana fa tsy antery ary malalaka ny famaliana ny fanadihadiana. Ny valin-teny izay omenao dia mijaona ho rakikevitra entina hanatsarana sy hanamora ny fampiasanao ny tolorolalana.gov.mg.

    Fanadihadiana tsotra

    Ampio izahay hanatsara ny Torolalana.

    Manana fanontaniana hafa ve ianao ?

    Mba ahafahana manatsara hatrany ny tolotra sy ny mba ahazoan’ny daholobe fahafam-po amin’ny fampiasana ity sehatra ity dia manasa anao mba hamaly ny fanadihadiana tsotra izay nomanina. Marihana fa tsy antery ary malalaka ny famaliana ny fanadihadiana. Ny valin-teny izay omenao dia mijaona ho rakikevitra entina hanatsarana sy hanamora ny fampiasanao ny Torolalana™.

    Antsoy izahay
    Request photo
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranokala

    FandraisanaAndraikitraMinistera sy ny RafitraMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, Torolalana.gov.mgNovokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer

    MalagasyFrançais