prmLogoTorolalana
  • Fanazavana
  • Serivisy
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaManorina EPP

    Manorina EPP

    Ho an'iza ?

    Natokana ho an'izay tsy mpiasam-panjakana maniry ny hanokatra sekoly (mpandraharaha).

    Ireo dingana arahina

    Tetikasa hatolotra ny CISCO ary hampitainy any amin'ny Minisiteran'ny Fanabeazana.

    Taratasy ilaina :

    1. fangatahana an-tsoratra avy amin'ny fokonolona eo an-toerana
    2. tatitra momba ny fivoriana niarahan'ny fokonolona eo an-toerana
    3. taratasy fanatrehana fivoriana (anarana sy fanampin'anarana, tanàna niaviana, sonia)
    4. ny isan'ny ankizy tsy mianatra azo vinavinaina hampidirina amin'ny EPP hosokafana, isaky ny tanàna, ny lahy sy vavy, miaraka amin'ny halavirana sy mety ho sakana mety hifanena amin'ny lalana mankany an-tsekoly
    5. situation juridique momba ny tany hanorenana sekoly (taratasy fanolorana, natokana ho an'ny MEN, efa misy titra sy tsatobato)
    6. drafitra fananganana sy famatsiam-bola
    7. taratasy fanoloran-tena hiantoka ny fampandehanan-draharaha eo anivon' ny sekoly mandra-pandraisan'ny Minisiteran'ny Fanabeazana
    8. tatitra momba ny fivoriana niarahan'ny filan-kevitry ny kaomina
    9. taratasy ahazoan-dàlana hanorina
    10. fifanarahana fiaraha-miasa eo amin'ny MEN sy ny mpandraharaha

    Faharetan'ny fikarakarana : tsy voafaritra

    Toerana : CISCO

    Sarany : maimaim-poana.

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefaso ny fangatahana
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Ireo dingana arahina
    Demande écrite émanant de la communauté locale (1)Procès-verbal de réunion de la délibération de la communauté locale (1)Fiches de présence de la réunion (nom et prénoms, village d’origine, émargement) (1)Effectifs prévisibles des enfants non scolarisés pouvant alimenter l’EPP (1)Situation juridique du domaine scolaire (lettre de donation, affecté au MEN, titré et borné) (1)Plan de construction et de financement (1)Lettre d’engagement (1)Procès-verbal de réunion de la délibération du Conseil communal (1)Permis de construire (7)Convention de partenariat entre MEN et le porteur de projet (1)
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranonkala

    FandraisanaSerivisyMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mg - v2.0.0Novokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer