prmLogoTorolalana
  • Fanazavana
  • Serivisy
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaFamindrana visa

    Famindrana visa

    Ho an'iza ?

    Natokana ho an'izay manana pasipaoro tapitra fe-potoana ka maniry ny hamindra ny visa amin'ny pasipaoro vaovao.

    Ireo dingana arahina

    1. dika mitovy ny antontan-taratasy nangatahana voamarina teny anivon'ny kaomina,
    2. famenoana ny taratasy fampiantranoana sy fiantsorohana voamarina ara-dalàna ao amin'ny kaomina (Raha misy fampiantranoana),
    3. fanaterana ny antontan-taratasy feno ao amin'ny birao filankevitry ny Minisiteran'ny Atitany,
    4. famenoana taratasy atao dika mitovy roa ampiarahina amin'ny atotan-taratasy rehetra,
    5. fandoavana ny saran-draharaha ao amin'ny birao andoavam-bola,
    6. fandraisana ny visa ao amin'ny birao filankevitra akaikin'ny fandraisana.

    Taratasy ilaina :

    1. fangatahana an-tsoratra makany amin'ny Minisitry ny Atitany,
    2. dika mitovy ny visa sy kara-pivahiniana maharitra (carte de long séjour),
    3. dika mitovy ny pasipaoro vaovao voamarina ,
    4. pasipaoro vaovao,
    5. dika mitovy miisa roa ny taratasy mpanagonana feno.

    Faharetan'ny fikarakarana :

    2 herinandro ka hatramin'ny 1 volana

    Toerana :

    Direction de l'immigration et emigration (DIE)

    Ministeran'ny atitany

    Sarany :

    • 3 volana ka hatramin'ny 1 taona : 1 820 944 Ariary,
    • 1 taona ka hatramin'ny 2 taona : 2 377 925 Ariary,
    • 2 taona ka hatramin'ny 3 taona : 3 121 884 Ariary,
    • 3 taona ka hatramin'ny 5 taona : 3 596 471 Ariary,
    • 5 taona ka hatramin'ny 10 taona : 4 920 119 Ariary,
    • Mandrakizay : 1 920 944 Ariary.

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefaso ny fangatahana
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Ireo dingana arahina
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranonkala

    FandraisanaSerivisyMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mg - v2.0.0Novokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer