Torolalana
  • Raharaha
  • Fampahafantarana
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaFangalana raki-tsoram-pahafatesana

    Fangalana raki-tsoram-pahafatesana

    Rehefa misy ny fahafatesana ny olona akaiky iray dia matetika ny fianakaviana dia mihatrika ny fikarakarana ara-panjakana ao anatin'ny fikoropahana izay tsy azo ialana. Raha araka ny lalàna, dia tsy maintsy ambara ara-panjakana eny amin'ny biraon'ny tonian'ny sora-piankohonana fa maty ny olona iray, 24 ora aorian'ny nahafatesany. Ny fanaovana izay fanambarana izay no hahazoana ny sora-pahafatesana. Ny sora-pahafatesana dia tsy maintsy ilaina amin'ny fikarakarana ara-panjakana rehetra. Ny fanambara-pahafatesana na koa antsoina hoe sora-pahafatesana dia lalàna mamaritra ny sora-piankohonana, Taratsy ofisialy manambara fa maty ny olona iray. Ny Tonian'ny Sora-piankohonana ao amin'ny firaisana misy ny toerana nahafatesana no manamboatra sy manao sonia ny fanamarina-pahafatesana. Miaraka amin'izay dia voasoratra ao amin'ny registry ny sora-piankohonana ao amin'ny firaisana nahafatesany.

    Les pièces requises lors d'une demande d'acte de décès

    • Fiche de constatation de décès délivré par la BMH
    • CIN du défunt(e)
    • Photocopie CIN du déclarant(e)
    • Fiche statistique de décès INSTAT
    • À titre subsidiaire : Livret de famille
    • Une somme de 1000 Ar

    Ce document est délivré instantanément.

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Note
    Alefa ny fangatahana

    Partager sur les réseaux sociaux

    Les pièces requises lors d'une demande d'acte de décès
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranokala

    FandraisanaAndraikitraMinistera sy ny RafitraMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, Torolalana.gov.mgNovokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer