Mandraisa anjara amin'ny fivorian'ny tanora miaraka amin'ny Filohan'ny Repoblika ary zarao ny hevitrao sy ny fanontanianao ary ny tatitrao. Ity endrika ity dia ahafahantsika manangona ny anjara birikinao amin'ny fanarenana ny firenena.
Hodinihina ny fangatahanao mba hamaliana ny fandraisanao anjara sy hanatsarana ny tolotra ho an’ny daholobe, araka ny lalàna mifehy. Afaka manatanteraka ny zonao amin’ny fidirana, fanitsiana, na famafana ny raki-kevitra sy ny mombamomba anao ianao.
Fanekena
Amin’ny fandefasana ity dia manaiky ianao fa afaka ampiasaina araka ny voalaza etsy ambony ny angon-drakitrao. Marihina fa tsy aparitaka na zaraina amin'ny hafa ny mombamomba anao.
Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?