FandraisanaIreo taratasy fanamarinana omen'ny fokontany

    Ireo taratasy fanamarinana omen'ny fokontany

    Rehefa mikaraka atonta-taratasim-panjakana dia misy karazana taratasy sy fanamarinana ilaina.

    Lisitry ny taratasy fanamarinana azonao alaina eny amin'ny fokontany

    • Fanamarinam-ponenana
    • Fanamarinana maha mpitovo
    • Fanamarinana fitondrantena tsara
    • "Certificat de prise en charge et de garde"
    • Fanamarinana tsy fanambadiana taoriana fahafatesana
    • "Certificat de vie collective"
    • Taratasy momban'ny fananana
    • "Certificat de vie individuelle"
    • Fanamarinana ny fisian'ny toeram-piasana
    • "Certificat d'occupation"

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer