prmLogoTorolalana
  • Fanazavana
  • Serivisy
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaFahazoan-dàlana mitondra fiara (Médical)

    Fahazoan-dàlana mitondra fiara (Médical)

    Ho an'iza ?

    Natokana ho an'izay manana fahazoan-dàlana mitondra fiara (Médical) izay tapitra ny fe-potoana maha-ara-dalàna azy.

    Ireo dingana arahina

    1. Fandoavana ny saran-draharaha eo amin'ny birao fandraisana
    2. Mandray ny taratasy fanamarinana fandoavana saran-draharaha
    3. Fandoavana 38 000 Ariary ao amin'ny birao 19
    4. Fampidirana ny anarana sy sokajy ny fahazoan-dàlana mitondra fiara
    5. Fakana sary sy rantsantanana, sonia elektronika ary fanamarinana alohan'ny fanontana ao amin'ny birao 202
    6. Fampidirana ny mombamomba ilay mpangataka sy ny fahazoan-dàlana mitondra fiara
    7. Fikarakarana ny mombamomba ilay mpangataka sy ny fahazoan-dàlana mitondra fiara
    8. Fanamarinana ny ny mombamomba ilay mpangataka sy ny fahazoan-dàlana mitondra fiara
    9. Fandaminana ny fandaharam-potoana fanontana ny fahazoan-dàlana mitondra fiara
    10. Fanontana ao amin'ny birao 24
    11. Fanomezana fahazoan-dàlana mitondra fiara eo amin'ny birao 24

    Taratasy ilaina :

    1. dika mitovin'ny kara-panondro voamarina
    2. taratasy fanamarinana ara-pahasalamana avy amin'ny BMH na HJRA,
    3. taratasy fanamarinam-ponenana

    Faharetan'ny fikarakarana : 45 andro ho an'ireo latsaky ny 60 taona ary 1 andro ho an'ireo 60 taona mihoatra

    Toerana : Centres Immatriculateurs des six provinces Ambohidahy, birao 24

    Sarany : Saran’ny fisoratana anarana amin’ny fanitarana ny fahazoan-dàlana mitondra fiara (fahazoan-dàlana mitondra fiara biometrika) : 38000 MGA

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefaso ny fangatahana
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Ireo dingana arahina
    Photocopie CNI certifiée (1)Certificat médical par le BMH ou la HJRA (1)Certificat de résidence (1)
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranonkala

    FandraisanaSerivisyMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mg - v2.0.0Novokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer