prmLogoTorolalana
  • Fanazavana
  • Serivisy
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaMangataka Visa d'hébergement (fiantranoana)

    Mangataka Visa d'hébergement (fiantranoana)

    Ho an'iza ?

    Natokana ho an'ny vahiny mandalo amin'ny trano fandraisam-bahiny eo anivon'ny fokontany..

    Ireo dingana arahina

    1. Fanaterana ny antontan-taratasy sy fanamarinana
    2. Fandoavana ny sarany
    3. Fangalana ny visa avy amin'ny lehiben'ny fokontany

    Taratasy ilaina :

    1. certificat d'hébergement,
    2. pasipaoro na kara-panondrom-pirenena

    Faharetan'ny fikarakarana : eo no ho eo

    Toerana : biraom-pokontany

    Sarany : 10 000 Ariary

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefaso ny fangatahana
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Ireo dingana arahina
    Certificat d'hébergement (1)Passeport ou CNI (1)
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranonkala

    FandraisanaSerivisyMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mg - v2.0.0Novokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer