Torolalana
  • Raharaha
  • Fampahafantarana
  • Fifandraisana
MGFlag
    Fandraisanafifaninana hiditra ho zandary

    fifaninana hiditra ho zandary

    • Famaritana :
      • Fampahafantarana ny fifaninana
      • Fametrahana ny antontan-taratasy
      • Fiodinana voalohany
      • Fiodinana faharoa
      • Fiofanana
    • Faharetany : 06 volana
    • Mpikirakira : Commandement de la Gendarmerie nationale Toby RATSIMANDRAVA
    • Raha mila fanazavana fanampiny : 034 14 006 29
    • Tsy misy sarany ny fiofanana
    • Isan'ny dingana harahina : 05

    Dingana 1 : Fametrahana ny antontan-taratasy

    • Famaritana ny dingana : Fisoratana anarana ho isan’ny mpiadina
    • Faharetan'ny fikarakarana : 03 volana
    • Toerana : Tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena akaiky anao
    • Sarany : 35.000 ariary
    • Antotan-taratasy ilaina : Jereo PJ2

    Dingana 2 : Fifaninana Fiodinana voalohana

    • Famaritana ny dingana : Fifaninana an-tsoratra
    • Faharetan'ny fikarakarana : 02 andro
    • Toerana : 23 Tobim-pileovana ny Zandarimariam-pirenena
    • Sarany : tsy misy
    • Antotan-taratasy ilaina : Jereo PJ3

    Dingana 3 : Fifaninana fiodinana faharoa

    • Famaritana ny dingana :
      • fizaham-pahasalamana
      • fifaninana aram-panatanjahan-tena
      • Adina ambava
      • fifaninanana psychotechnique
    • Faharetan'ny fikarakarana : 15 andro
    • Toerana : Sekolin’ny Zandarimaria Ambositra
    • Sarany : Saran’ny sakafo mandritry ny fifaninana
    • Antotan-taratasy ilaina : Jereor PJ4

    Dingana 4 : Fiofanana

    • Famaritana ny dingana :
      • Fiofanana ara-miaramila
      • Fiofanana arak’asa
      • "Aguerrissement"
      • Fampiharana arak’asa
    • Faharetan'ny fikarakarana : 03 taona
    • Toerana :
      • Sekolin’ny Zandarimaria Ambositra
      • Ivotoerana manokana manamafisam-piofanana
      • Tobim-paritra misahana ny fifamoivoizana manokana
      • Tobim-paritry ny zandaroimaria
    • Sarany : tsy misy

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefa ny fangatahana

    Partager sur les réseaux sociaux

    Dingana 1 : Fametrahana ny antontan-taratasy
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranokala

    FandraisanaAndraikitraMinistera sy ny RafitraMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mgNovokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer