prmLogoTorolalana
  • Fanazavana
  • Serivisy
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaKara-panondrom-pirenena

    Kara-panondrom-pirenena

    Olon-dehibe ve ianao? Mila dika mitovy ve ianao? Ireto ny dingana hahazoana ny kara-panondro-nao na hanoloana azy.

    Fangatahana kara-panondro voalohany

    18 taona katroka

    Dingana 1 : maka kopia na "bulletin de naissance"

    (01) kopia na "bulletin de naissance latsaky ny 3 volana Eny amin'ny Firaisana nahaterahana no maka Kopia na "acte de naissance".

    Afaka avaozina eny amin'ny tribonaly ny kopia raha lany daty.

    Ny taratasy hilaina raha haka kopia dia ny boky soram-piankohonana sy ny fanamarinana toeram-ponenana na kopia efa lany daty.

    Dingana 2 : maka fanamarinana toeram-ponenana

    (02) fanamarinana toeram-ponenana misy sary tapaka latsaky ny 3 volana

    Ny fanamarinana toeram-ponenana dia alaina eny anivon'ny fokontany izay ipetrahana.

    Taratasy hilaina : boky soram-piankohonana na bileta filazam-pahaterahana tsotra "bulletin de naissance"

    Sarany : 200-1000 ariary

    Dingana 3 : maka sary tapaka

    (03) sary tapaka

    Ny tarehy dia tsy maintsy mazava tsara ary madio. Tsy manao rojo, tsy manao kavina, tsy manao solomaso, mampiseho tsara ny handriny sy ny sofina, ny volo mifatotra, tsy manao akanjo mampiseho sandry.

    18 taona mihoatra

    Dingana 1 : maka kopia na bulletin de naissance

    (01) Kopia na "bulletin de naissance latsaky ny 3 volana Eny amin'ny firaisana nahaterahana no maka kopia na "acte de naissance".

    Afaka avaozina eny amin'ny tribonaly raha lany daty.

    Ny taratasy hilaina raha haka kopia dia boky soram-piankohonana sy fanamarinana toeram-ponenana na kopia efa lany daty.

    Dingana 2 : maka fanamarinana toeram-ponenana

    (02) fanamarinana toeram-ponenana misy sary tapaka latsaky ny 3 volana

    Ny fanamarinana toeram-ponenana dia alaina eny anivon'ny fokontany izay ipetrahana.

    Taratasy hilaina : boky soram-piankohonana na bileta filazam-pahaterahana tsotra "bulletin de naissance"

    Sarany : 200-1000 ariary

    Dingana 3 : maka sary tapaka

    (03) sary tapaka

    Ny tarehy dia tsy maintsy mazava tsara ary madio. Tsy manao rojo, tsy manao kavina, tsy manao solomaso, mampiseho tsara ny handriny sy ny sofina, ny volo mifatotra, tsy manao akanjo mampiseho sandry.

    • (01) fanambarana ankarihary tsy misy fitaka alaina eny amin'ny biraon'ny distrika
    • (02) fotokopia CNI ny vavolombelona voamarina eny amin'ny fokontany akaiky indrindra
    • (01) fanamarihana avy any amin’ny fichier central fa mandalo ato amin’ny distrika
    • (01) fitanana an-tsoratra avy amin’ny polisy (PV)

    Dikasolo

    Very

    Dingana 1 : fanambarana fahaverezana

    (01) fanambarana "déclaration de perte" latsaky ny 1 volana

    Alaina eny amin'ny biraon'ny polisy akaiky indrindra

    Dingana 2 : dika mitovy ny fiche mère

    Ny "fiche mère" dia alaina eny amin'ny firaisana izay nanaovana ny kara-panondro voalohany.

    Ho an'ny TANA I. Mila mandalo ny district TANA I miaraka ny taratasy :

    • TLO varavarana 13
    • kaopia (01)
    • sary tapaka (02)
    • fotokopia CNI (01)
    • fanamarinam-ponenana misy sary tapaka latsaky ny 1 volana

    Dingana 2 : Fotokopia CNI na Kopia

    (01) fotokopia CNI very + (01) kopia na "bulletin de naissance" latsaky ny 3 volana

    Dingana 2 : Maka fanamarinana toeram-ponenana misy sary tapaka

    (01) fanamarinana toeram-ponenana misy sary tapaka latsaky ny 1 volana

    Dingana 5: fanambarana ankarihary tsy misy fitaka alaina eny amin'ny Biraon'ny Distrikan'Antananarivo

    (01) fanambarana ankarihary tsy misy fitaka alaina eny amin'ny biraon'ny distrika

    Dingana 6 : maka sary tapaka

    (03) sary tapaka

    Ny tarehy dia tsy maintsy mazava tsara ary madio. Tsy manao rojo, tsy manao kavina, tsy manao solomaso, mampiseho tsara ny handriny sy ny sofina, ny volo mifatotra, tsy manao akanjo mampiseho sandry.

    Dingana 7 : kopia na "bulletin de naissance" + karatra maha mpifidy

    (01) kopia na "bulletin de naissance" latsaky ny 3 volana + karatra maha mpifidy

    Usure

    Etape 1: CIN

    CIN

    Etape 2: Copie de la fiche mère

    (01) Copie de la fiche mère La fiche mère est à récupérer auprès de la Mairie où l’on a fait pour la première fois le CIN perdu, et seulement pour ceux qui l’ont fait en dehors de TANA I. Pour récupérer la fiche mère, il faut passer d’abord par le District.

    Etape 3: Récupérer une Copie ou bulletin de naissance

    (01) Copie ou acte de naissance La copie ou l’acte de naissance est à prendre auprès de la Mairie selon le lieu de naissance. Et pour prendre une copie de naissance, on a besoin du livret de famille et/ou d’un certificat de résidence ou juste d’une ancienne copie de naissance.

    Etape 4: Récupérer un Certificat de résidence

    (01) Certificat de résidence avec une photo d’identité (moins de 01 mois) Le certificat de résidence peut être récupéré au sein du Fokontany où l’on habite, en apportant un livret de famille ou un bulletin de naissance. La livraison de ce certificat coûte entre 200 et 1000 Ariary.

    Etape 5: Prende des photos d’identités

    Le visage doit être correctement dégagé, clair et net. Pas de colliers, pas de boucles d'oreilles, pas de lunettes, montrant bien le front et les oreilles, cheveux attachés, pas de vêtements montrant les bras.

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefaso ny fangatahana
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Fangatahana kara-panondro voalohany
    18 taona katroka
    Dingana 1 : maka kopia na "bulletin de naissance"
    18 taona mihoatra
    Dikasolo
    Very
    Usure
    Kopia (1)fanamarinana toeram-ponenana (2)Sary tapaka (3)
    Fanambarana fahaverezana (1)Dika mitovy ny fiche mère (1)Kopia na " acte de naissance " (1)Fanamarinana toeram-ponenana misy sary tapaka (1)Photos d’identité (3)
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranonkala

    FandraisanaSerivisyMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mg - v2.0.0Novokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer