prmLogoTorolalana
  • Fanazavana
  • Serivisy
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaAdy amin'ny herisetra

    Ady amin'ny herisetra

    Mba hanamafisana ny ady amin’ny herisetra dia afaka miara-miasa akaiky amin’ny zandarimaria ny olom-pirenena amin’ny hetsika fisorohana sy fanenjehana ny fandikan-dalana mahakasika ny fiarovana ny ankizy, ady amin'ny herisetra mifototra amin'ny mahalahy na mahavavy, ady amin'ny fanandevovaza.

    Vanim-potoana : mandava-taona

    Toerana :

    • Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary Antananarivo,
    • Sampana fikarohana heloka bevava,
    • Vondona manohana ny fikarohana fandikan-dalana,
    • Ekipa mpikaroka fandikandalana,
    • Toby ny zandarimariam-pirenena manerana ny nosy.

    Mila fanampiana : +261 (0)34 14 016 00 66, dpjspem@gmail.com, facebook SOS.HERISETRA

    Sarany : Tsy andoavam-bola

    Dingana 1 : mangataka fanentanana

    Manaova fangatahana hetsika eo anivon'ny zandarimariam-pirenena :

    • hetsika fanentanana na fampianarana,
    • fiakarana amin'ny haino vaky jery mikasika ny fiarovana ny ankizy,
    • ady amin'ny herisetra mifototra amin'ny mahalahy sy mahavavy,
    • ary ny ady amin'ny fanandevozana.

    Faharetan'ny fikarakarana : 15 minitra

    Toerana :

    • toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary Antananarivo
    • sampana fikarohana heloka bevava
    • vondrona manohana ny fikarohana fandikan-dalana
    • ekipa mpikaroka fandikan-dalana
    • toby ny zandarimariam-pirenena manerana ny nosy

    Sarany : tsy andoavam-bola

    Zavatra hilaina : fangatahana am-bava na an-tsoratra fanentanana mahakasika ady amin'ny herisetra

    Dingana 2 : fanenjehana ny fandikan-dalana

    Famaritana :

    • fandraisana-fihenoana-famonjena
    • fanenjehana fandikan-dalana ambodiomby na avy amin'ny fitsarana,
    • Fakana am-bava
    • fanadihadiana
    • fisamborana
    • fandefasana ny raharaha eny amin'ny fampanoavana

    Faharetan'ny fikarakarana : miova arakaraky ny tranga misy

    Toerana :

    • toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary Antananarivo
    • sampana fikarohana heloka bevava
    • vondona manohana ny fikarohana fandikan-dalana
    • ekipa mpikaroka fandikan-dalana
    • toby ny zandarimariam-pirenena manerana ny nosy

    Sarany : tsy andoavam-bola

    Taratasy hilaina :

    • fitoriana
    • fitorohana am-bava na an-tsoratra

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefaso ny fangatahana
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Dingana 1 : mangataka fanentanana
    Fitoriana (1)Fitorohana am-bava na an-tsoratra (1)
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranonkala

    FandraisanaSerivisyMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mg - v2.0.0Novokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer