Torolalana
  • Raharaha
  • Fampahafantarana
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaAdy aminy fandikan-dalana ara-bola sy ara-ekonomika

    Ady aminy fandikan-dalana ara-bola sy ara-ekonomika

    Sampandraharaha mandray an-tanana ny fanadihadiana ireo fandikan-dalana ara-bola sy ara-toekarena toy : ny fisolokiana, ny fivadiam-pitokisana, ny fandikan-dalana ny ladoany, ny fanodikodinam-bola, ny kolikoly, ny famotsiam-bola

    Fe-potoana fikarakarana: miovaova araky ny tranga misy

    Toerana: Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary Antananarivo, Sampana fikarohana heloka bevava, Vondrona manohana ny fikarohana fandikan-dalana, Ekipa mpikaroka fandikandalana, Tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena

    Fifaneraserana: 034 14 00 721, dpjspem@gmail.com

    Sarany: Tsy andoavam-bola

    Dingana 1 : Fametrahana fitorina - Fitorohana

    Dingana : fanantonan’ireo izay manana fitorohana na fitarainanana eny amin'ny sampandraharaha miady aminy fandikan-dalana ara-bola sy ara-ékonomika eny aminy toby ratsimandrava na eny amin'ny biraon'ny zandarimariam-pirenena misahana ny heloka bevava. Afaka maka mpisolo vava ihany koa ny mpitaraina hisolo tena azy.

    • Famaritana ; Hazavaina tsara ilay zava-misy mba ahafahana mandray ny fepetra mifanaraka amin'ny tranga misy toy ny famonjena,ny fiarovana manokana……
    • Faharetan'ny fikarakarana : 15 minitra
    • Toerana :
      • Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary Antananarivo
      • Sampana fikarohana heloka bevava
      • vondrona manohana ny fikarohana fandikan-dalana
      • Ekipa mpikaroka fandikandalana
      • tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena
    • Sarany : tsy andoavam-bola
    • Zavatra hilaina : fitoriana na fitorohana am-bava

    fanadihadiana

    • Dingana : Raisina ny fanambarany mpitory sy ny vavolombelona ary ireo antotan-taratasin’ady rehetra izay mety misy ifandraisany aminy zava misy.Afaka miatrika tsara ny famotorana izay atao ny mpitaraina ny mpisolo vava azy.
    • Famaritana : Atao famotorana ilay mpitory sy ireo vavolombelona rehetra mba ahafahana mamoaka ireo karazana fandikan-dalana manoloana ilay tranga ary mampiantso na misambotra ny mpanao heloka
    • Faharetan'ny fikarakarana : miovaova araky ny zava misy
    • Toerana ;
      • Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary Antananarivo
      • Sampana fikarohana heloka bevava
      • vondona manohana ny fikarohana fandikan-dalana
      • Ekipa mpikaroka fandikandalana
      • tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena
    • Sarany : tsy andoavam-bola
    • Zavatra hilaina : fitoriana na fitorohana am-bava

    fanaterana eny amin’ny fampanoavana (tribonaly) ny na ireo tompon’antoka

    • Dingana : Miaraka aminy zandary manantona ny fitsarana ny mpitory mba ahalalana ny tohiny raharaha sy ny toromariky ny mpitsara
    • Famaritana : Manaraka ireo zandary hatrany aminy fitsarana mba ahafantarana ny tohiny raharaha.Raha toa ka ny antotantaratasin’ady fotsiny no alefa dia afaka tsy miaraka aminy zandary ny mpitory
    • Faharetan'ny fikarakarana : Iray andro
    • Toerana :
      • Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary Antananarivo
      • Sampana fikarohana heloka bevava
      • vondona manohana ny fikarohana fandikan-dalana
      • Ekipa mpikaroka fandikandalana
      • tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena
    • Sarany : tsy andoavam-bola
    • Taratasy hilaina : tsy misy

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefa ny fangatahana

    Partager sur les réseaux sociaux

    Dingana 1 : Fametrahana fitorina - Fitorohana
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranokala

    FandraisanaAndraikitraMinistera sy ny RafitraMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mgNovokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer