Torolalana
  • Raharaha
  • Fampahafantarana
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaTorolalana raha misy tranga tsy fandriampahalemana

    Torolalana raha misy tranga tsy fandriampahalemana

    Fampahafantarana ny fomba rehetra atao raha sendra tojo tsy fandriampahalemana.

    Fe-potoana fikarakarana: tsy voafetra

    Toerana: ireo biraon’ny zandary rehetra

    Sarany: maimaim-poana

    Dingana 1 : Fampandrenesana ny tobin’ny zandary

    • Milaza ny momba-mombany ny mpiantso :
      • Anarana ;
      • Adiresy ;
      • Toerana misy azy amin’ny fotoana iantsoany.
    • Faharetan'ny fikarakarana : eo no eo.
    • Toerana : izay biraon’ny zandary miandraikitra ilay toerana.
    • Sarany : maimaim-poana.

    Dinagana 2 : filazana fohy ny tranga misy

    • Mamaly ireto fanontaniana ireto avy hatrany mba entina milaza ny zandary ny tranga :
      • Inona lay tranga misy?
      • Aiza ny toerana misy ny tranga ?
      • Daty sy ora misy ny tranga ?
      • Inona ny vokany taorin’ilay tranga?
      • Inona no fepetra efa noraisainao tany ?
    • Faharetan'ny fikarakarana : eo no eo.
    • Toerana : izay biraon’ny zandary miandraikitra ilay toerana.
    • Sarany : maimaim-poana.

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefa ny fangatahana

    Partager sur les réseaux sociaux

    Dingana 1 : Fampandrenesana ny tobin’ny zandary
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranokala

    FandraisanaAndraikitraMinistera sy ny RafitraMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mgNovokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer