prmLogoTorolalana
  • Fanazavana
  • Serivisy
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaTorolalana raha misy tranga tsy fandriam-pahalemana

    Torolalana raha misy tranga tsy fandriam-pahalemana

    Fampahafantarana ny fomba rehetra atao raha sendra tojo tsy fandriampahalemana.

    Fe-potoana fikarakarana: tsy voafetra

    Toerana: ireo biraon’ny zandary rehetra

    Sarany: maimaim-poana

    Dingana 1 : fampandrenesana ny tobin’ny zandary

    Milaza ny mombamomban'ny mpiantso :

    • Anarana ;
    • Adiresy ;
    • Toerana misy azy amin’ny fotoana iantsoany.

    Faharetan'ny fikarakarana : eo no eo.

    Toerana : izay biraon’ny zandary miandraikitra ilay toerana.

    Sarany : maimaim-poana.

    Dinagana 2 : filazana fohy ny tranga misy

    Mamaly ireto fanontaniana ireto avy hatrany mba entina milaza ny zandary ny tranga :

    • Inona ilay tranga misy ?
    • Aiza ny toerana misy azy ?
    • Daty sy ora nitrangany ?
    • Inona ny vokany (zava-niseho taorian'ilay tranga) ?
    • Inona no fepetra efa noraisainao ?

    Faharetan'ny fikarakarana : eo no eo.

    Toerana : izay biraon’ny zandary miandraikitra ilay toerana.

    Sarany : maimaim-poana.

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefaso ny fangatahana
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Dingana 1 : fampandrenesana ny tobin’ny zandary
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranonkala

    FandraisanaSerivisyMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mg - v2.0.0Novokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer