prmLogoTorolalana
  • Fanazavana
  • Serivisy
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaDemander une ou des Cartes Producteur

    Demander une ou des Cartes Producteur

    Ny karatry ny mpamokatra dia fitaovana fanamarinana sy famantarana ireo mpamboly eto Madagasikara. Tsy terena ny fanaovana azy, fa kosa ny mpamokatra rehetra mahazo fanampiana avy amin'ny fanjakana dia tsy maintsy manana azy. Ny minisitera miandraikitra ny fambolena sy ny fiompiana no mamoaka azy. Ny karatry ny mpamokatra dia manan-kery mandritra ny 10 taona manomboka amin'ny daty namoahana azy. Ny karatry ny mpamokatra koa dia manan-kery manerana an'i Madagasikara sy any ivelany raha mifanaraka ny fepetra.

    Ny karatra dia nomerika ary misy ny mombamomba ny mpamokatra sy ny kaody QR. Natao ho an’ny mpamokatra (mpamboly, mpiompy ary mpanjono) sy ny orinasa rehetra miasa amin’ny sehatry ny fambolena. Ankoatra ny mombamomba ny mpamokatra sy ny kaody QR, dia misy nomerao antsoina hoe “numéro d’identifiant fonctionnel” izay ampiasain'ny minisiteran’ny fambolena sy ny fiompiana ity karatra ity. Io nomerao io dia afaka ampiasaina miaraka amin'ny nomerao rehetra misy eo amin'ny angon-toron'ny fanjakana. Ny fananana karatra manan-kery dia manamarina fa mpamokatra ny olona iray.

    Dingana 1: fenoy ny taratasy fangatahana "carte producteur"

    Fenoy ny taratasy fangatahana karatra Carte producteur - Torolalana

    Dingana 2 : fikarakarana ny fangatahana

    Fikarakarana ny fangatahana eo amin’ny MINAE (Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana).

    Dingana 3 : fizarana karatra

    Fizarana karatra

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefaso ny fangatahana
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Dingana 1: fenoy ny taratasy fangatahana "carte producteur"
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranonkala

    FandraisanaSerivisyMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mg - v2.0.0Novokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer