prmLogoTorolalana
  • Fanazavana
  • Serivisy
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaFangalana pasipaoro

    Fangalana pasipaoro

    Ny pasipaoro dia anisan'ny taratasy fahazoan-dalana mivezivezy maneran-tany azon’ny teratany malagasy angatahina.

    Faharetan'ny fikarakarana ankapobeny : 72 ora afa-tsy ny fivoahana mitsabo tena any ivelany (EVASAN) sy ny pamita iraka maika.

    10 andro raha fangatahana avy any ivelany na avy any amin'ny faritra.

    Toerana : Service Central du Contrôle de l’Immigration et de l’Emigration (SCCIE)

    Patte d'éléphant- Anosy- Antananarivo

    Mila fanampiana : raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharana +261 (0)38 11 000 77 mandritra ny ora fisokafan'ny birao.

    (08 ora- 12 ora maraina / 2 ora - 6 ora hariva, ny alatsinainy ka hatramin'ny zoma afa-tsy ny andro tsy fiasana)

    Sarany : 190 000 Ariary

    Isan'ny dingana : 4

    Taratasy azo amin'ny farany : pasipaoro tsotra malagasy

    Ireo dingana mila arahina raha angataka na anavao pasipaoro malagasy :

    Dingana 1 : omany ireo antotan-taratasy ilaina

    Ny antontan-taratasy tsy maintsy karakaraina mialoha dia afaka jerena eo amin'ny tranonkala (Jereo ity rohy ity)

    Faharetan'ny fikarakarana ho an'ity dingana ity : miankina amin'ny antontan-taratasy tsirairay

    Toerana fanaovana an'ity dingana ity : miankina amin'ny antontan-taratasy tsirairay

    Saran'ity dingana ity : miankina amin'ny antontan-taratasy tsirairay

    Dingana 2 : alefaso ao amin'ny tranokala ny antotan-taratasy

    Alefaso ao amin'ny tranokala ny antotan-taratasy (Jereo ity rohy ity)

    Faharetan'ny fikarakarana ho an'ity dingana ity : miankina amin'ny antontan-taratasy tsirairay

    Toerana fanaovana an'ity dingana ity : (Jereo ity rohy ity)

    Mila fanampiana : raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharana +261 (0)38 11 000 77 mandritra ny ora fisokafan'ny birao.

    (08 ora- 12 ora maraina / 2 ora - 6 ora hariva, ny alatsinainy ka hatramin'ny zoma afa-tsy ny andro tsy fiasana)

    Saran'ity dingana ity : tsy misy sarany

    Dingana 3: manatona ny serivisy pasipaoro

    Manatona ny birao filankevitra (accueil) miaraka ny tapakila

    • hamarinina ny antontan-taratasy rehetra
    • mandoa vola eo amin’ny tahirimbolam-panjakana
    • maka sary sy lavo-tondro

    Faharetan'ny fikarakarana ho an'ity dingana ity : 1 ora

    Toerana fanaovana an'ity dingana ity : Service Central du Contrôle de l’Immigration et de l’Emigration (SCCIE)

    Patte d'éléphant- Anosy- Antananarivo

    Mila fanampiana : raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharana +261 (0)38 11 000 77 mandritra ny ora fisokafan'ny birao.

    (08 ora- 12 ora maraina / 2 ora - 6 ora hariva, ny alatsinainy ka hatramin'ny zoma afa-tsy ny andro tsy fiasana)

    Saran'ity dingana ity : 190 000 Ariary

    Dingana 4 : fangalana ny pasipaoro

    Mila entinao ny laharana voafaritra izay nomena anao mba angalanao ny pasipaoronao.

    Faharetan’ny fikarakarana ho an’ity dingana ity : 1 ora

    Toerana fanaovana an’ity dingana ity : Service Central du Contrôle de l’Immigration et de l’Emigration (SCCIE)

    Patte d’éléphant- Anosy- Antananarivo

    Mila fanampiana : raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny laharana +261 (0)38 11 000 77 mandritra ny ora fisokafan’ny birao.

    (08 ora- 12 ora maraina / 2 ora - 6 ora hariva, ny alatsinainy ka hatramin’ny zoma afa-tsy ny andro tsy fiasana)

    Saran’ity dingana ity : tsy misy sarany

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefaso ny fangatahana
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Dingana 1 : omany ireo antotan-taratasy ilaina
    Taratasy fangatahana feno sy nosoniavin'ny mpangataka (1)Kopia nahaterahana latsaky ny 6 volana (1)Sary tapaka (4)Dika mitovy voamarina ny kara-panondrom-pirenena (1)Taratasy fanamarinam-ponenana (1)Taratasy manamarina fa efa notsaraina miaramila ho an'ny mpangataka lehilahy 18 ka hatramin'ny 50 taona (1)Fanamarinana ny anton-dia (afa tsy ho an'ny mpitsangatsangana) (1)Taratasy fanamarinana asa na fanamarinana maha mpianatra (1)Taratasy manamarina ny fandoavam-bola 190 000 ariary (1)Fanomezan-dalana ara-dalàna avy amin'ny ray aman-dreny (ankizy latsaky ny 21 taona) (1)Rakitsoram-pahafatesana raha maty ny iray amin'ireo ray aman-dreny (ankizy latsaky ny 21 taona) (1)Taratasy manamarina ny maha-pitaiza solon-dray aman-dreny (nomen'ny fitsarana) (1)
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranonkala

    FandraisanaSerivisyMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mg - v2.0.0Novokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer