PRESIDENCY OF MALAGASY REPUBLIC LOGO Tranonkala azo itokisana ao anatin'ny sehatra ".gov.mg".
Andrana bêta Fampilazana olana
TOROLALANA TEXT LOGO
  • Raharaha
  • Fampahafantarana
  • Andrim-panjakana
MG
      FandraisanaFangalana raki-tsoram-pahafatesana

      Fangalana raki-tsoram-pahafatesana

      Rehefa misy ny fahafatesana ny olona akaiky iray dia matetika ny fianakaviana dia mihatrika ny fikarakarana ara-panjakana ao anatin'ny fikoropahana izay tsy azo ialana. Raha araka ny lalàna, dia tsy maintsy ambara ara-panjakana eny amin'ny biraon'ny tonian'ny sora-piankohonana fa maty ny olona iray, 24 ora aorian'ny nahafatesany. Ny fanaovana izay fanambarana izay no hahazoana ny sora-pahafatesana. Ny sora-pahafatesana dia tsy maintsy ilaina amin'ny fikarakarana ara-panjakana rehetra. Ny fanambara-pahafatesana na koa antsoina hoe sora-pahafatesana dia lalàna mamaritra ny sora-piankohonana, Taratsy ofisialy manambara fa maty ny olona iray. Ny Tonian'ny Sora-piankohonana ao amin'ny firaisana misy ny toerana nahafatesana no manamboatra sy manao sonia ny fanamarina-pahafatesana. Miaraka amin'izay dia voasoratra ao amin'ny registry ny sora-piankohonana ao amin'ny firaisana nahafatesany.

      Hita ato amin'ny pejy
      Les pièces requises lors d'une demande d'acte de décès
      Documents et formulaires

      Les pièces requises lors d'une demande d'acte de décès

      • Fiche de constatation de décès délivré par la BMH
      • CIN du défunt(e)
      • Photocopie CIN du déclarant(e)
      • Fiche statistique de décès INSTAT
      • À titre subsidiaire : Livret de famille
      • Une somme de 1000 Ar

      Ce document est délivré instantanément.

      Manana fanontaniana hafa ve ianao ?

      Mba ahafahana manatsara hatrany ny tolotra sy ny mba ahazoan’ny daholobe fahafam-po amin’ny fampiasana ity sehatra ity dia manasa anao mba hamaly ny fanadihadiana tsotra izay nomanina. Marihana fa tsy antery ary malalaka ny famaliana ny fanadihadiana. Ny valin-teny izay omenao dia mijaona ho rakikevitra entina hanatsarana sy hanamora ny fampiasanao ny Torolalana™.

      Antsoy izahay
      Request photo
      TOROLALANA TEXT LOGO
      Rafitry ny tranokalaFandraisanaAndraikitraMinistera sy ny RafitraMombamonba
      Logo UGD Propulsed
      Copyright © 2023, Torolalana.gov.mgNovokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

      Fidio ny teny tianao hifandraisana

      Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer

      MalagasyFrançais