prmLogoTorolalana
  • Fanazavana
  • Serivisy
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaSafidio ny sata ara-dalàna mety amin'ny orinasanao

    Safidio ny sata ara-dalàna mety amin'ny orinasanao

    Misy karazanany valo ny endrika isaloran'ny orinasa eto Madagasikara. Raha fantatra mazava ny tetik'asa iray dia mora fantarina ny safidy mifanaraka tsara aminy.

    Ireo karazana endrika isaloran'ny orinasa

    EI : Entreprise Individuelle

    GIE : Groupement d'Intérêt Economique

    SA : Société Anonyme pouvant être Unipersonnelle (SAU)

    SARL : Société à Responsabilité Limitée pouvant être Unipersonnelle (SARLU)

    SC : Société Civile

    SCS : Société en Commandite Simple

    SDET : Société de Droit ETranger

    SNC : Société en Nom Collectif

    Raha mila fanazavana fanampiny sy torolalana dia jereo ny antsipiriany ao amin' ny tranonkalan'ny EDBM natokana ho an'ny orinasa.

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefaso ny fangatahana
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Ireo karazana endrika isaloran'ny orinasa
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranonkala

    FandraisanaSerivisyMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mg - v2.0.0Novokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer