prmLogoTorolalana
  • Fanazavana
  • Serivisy
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaFiara mpitondra marary

    Fiara mpitondra marary

    Ny fiara mpitondra marary dia fiara voatokana ary misy fitaovana hahafahana mitondra olona marary, olona maratra na vehivavy mitondra vohoka makany amin'ny toera-pitsaboana . Ny fiara mpitondra marary dia misy ireo fitaovana fanaraha-maso sy ireo fitaovana fitsaboana tokony hatao amin'ilay marary.

    Ireto manaraka ireto ny lisitry ny fiara mpitondra marary sy ny laharana mety hahazoana azy amin'ny ora rehetra.

    Lisitry ny fiara mpitondra marary sy ny laharana mety ahazoana azy ireo.

    Ambulance Municipale +261 (0)20 22 200 40

    Suroit Ambulance +261 (0)34 54 505 87

    Centre de Diagnostique et d’Urgence médicale +261 (0)20 22 329 56 / +261 (0)33 11 822 28

    Ambulance Mpitsabo Mikambana +261 (0)33 02 235 55/ +261 (0)32 04 897 22

    MEDICAL PLUS (Ankaditoho) +261 (0)20 22 567 58 / +261 (0)33 11 613 05

    ASSISTANCE PLUS(Ivato) +261 (0)32 07 801 10

    ESPACE MEDICAL (Ambodivona) +261 (0)20 22 625 66 / +261 (0)34 02 088 16 / +261 (0)34 02 009 11

    Hôpital Befelatanana (Mahamasina) +261 (0)32 04 925 26

    Ambulance Polyclinique d’Ilafy +261 (0)20 22 425 66 +261 (0)20 22 425 69

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefaso ny fangatahana
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Lisitry ny fiara mpitondra marary sy ny laharana mety ahazoana azy ireo.
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranonkala

    FandraisanaSerivisyMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mg - v2.0.0Novokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer