Torolalana
  • Raharaha
  • Fampahafantarana
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaAdy atao ho fisorohana ny lozam-pifamoivoizana

    Ady atao ho fisorohana ny lozam-pifamoivoizana

    Sampandraharaha misahana ny ady atao ho fisorohana ny lozam-pifamoivoizana

    Fe-potoana fikarakarana: isam-bolana

    Toerana: Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary Antananarivo, Sampana fikarohana heloka bevava, Vondrona manohana ny fikarohana fandikan-dalana, Ekipa mpikaroka fandikandalana, Tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena

    Sarany: Tsy andoavam-bola

    Dingana 2 : Fisorohana

    • Dingana : fisorohana
    • Famaritana : Fanentanana ireo mpisehatra amin’ny fifamoivoizana rehetra hisoroka ny loza
    • Faharetan'ny fikarakarana : Tsy voafetra
    • Toerana : Biraon’ny zandary rehetra
    • Sarany : Maimaim-poana

    Dingana 2 : Famaizana

    • Famaritana : Fanasaziana ireo tranga rehetra miteraka loza eny amin’ny fifamoivoizana
    • Faharetan'ny fikarakarana : Eo no eo – aorian’ny fahitàna ny tranga
    • Toerana : Biraon’ny zandary rehetra
    • Sarany : Maimaim-poana
    • Taratasy hilaina : taratasy momba ny fiara rehetra (karatry ny fiara – fiantohana – fitsiriana arateknina) sy ny fahazondalana hitondra fiara ho an’nympamily.

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefa ny fangatahana

    Partager sur les réseaux sociaux

    Dingana 2 : Fisorohana
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranokala

    FandraisanaAndraikitraMinistera sy ny RafitraMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mgNovokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer