PRESIDENCY OF MALAGASY REPUBLIC LOGO Tranonkala azo itokisana ao anatin'ny sehatra ".gov.mg".
Andrana bêta Fampilazana olana
TOROLALANA TEXT LOGO
  • Raharaha
  • Fampahafantarana
  • Andrim-panjakana
MG

      Hetra

      Ireo tsara ho fantatra rehetra momban'ny hetra ankapobeny sy ny taha ampiasaina eto amin'ny fari-piadidiana Malagasy.Hita eto ihany koa ireo karazana hetra ho an'ny orinasa eto Madagasikara. Ireo karazana hetra misy eto Madagasikara. Ny hetra mifanandrify amin'ny karazana orinasa. Ny momban'ny fanambarana sy fandoava-ketra

      Fampahafantarana momban'ny hetran'ny orinasa

      Toetotran'ny hetra, kajy, fanambarana Hetra

      Ireo karazan-ketra eto Madagasikara

      Ireo tsara ho fantatra rehetra momban'ny hetra rehetra mihatra eto Madagasikara

      Manana fanontaniana hafa ve ianao ?

      Mba ahafahana manatsara hatrany ny tolotra sy ny mba ahazoan’ny daholobe fahafam-po amin’ny fampiasana ity sehatra ity dia manasa anao mba hamaly ny fanadihadiana tsotra izay nomanina. Marihana fa tsy antery ary malalaka ny famaliana ny fanadihadiana. Ny valin-teny izay omenao dia mijaona ho rakikevitra entina hanatsarana sy hanamora ny fampiasanao ny Torolalana™.

      Antsoy izahay
      Request photo
      TOROLALANA TEXT LOGO
      Rafitry ny tranokalaFandraisanaAndraikitraMinistera sy ny RafitraMombamonba
      Logo UGD Propulsed
      Copyright © 2023, Torolalana.gov.mgNovokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

      Fidio ny teny tianao hifandraisana

      Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer

      MalagasyFrançais