Ho itanao ato ireo dingana fototra amin'ny fanaovana raki-tsoram-piankohonana, raki-tsoram-pahaterahana, raki-tsoram-panambadiana, raki-tsoram-pahafatesana, raki-tsoram-pahafantarana
Itanao ato ny fomba fahazoana kopia nahaterahana
Ireo dingana arahana mba ahazoana ny raki-tsora-pahafatesana
Ireo tsara ho fantatra amin'ny fahazoana ny raki-tsora-panambadiana sy boki-pianakaviana
Mba ahafahana manatsara hatrany ny tolotra sy ny mba ahazoan’ny daholobe fahafam-po amin’ny fampiasana ity sehatra ity dia manasa anao mba hamaly ny fanadihadiana tsotra izay nomanina. Marihana fa tsy antery ary malalaka ny famaliana ny fanadihadiana. Ny valin-teny izay omenao dia mijaona ho rakikevitra entina hanatsarana sy hanamora ny fampiasanao ny Torolalana™.
Antsoy izahay