prmLogoTorolalana
  • Fanazavana
  • Serivisy
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaMangataka famindrana toerana

    Mangataka famindrana toerana

    Ho an'iza ?

    Serivisy ho an'ny mpiasam-panjakana rehetra

    Ireo dingana arahina

    1. manatitra taratasy fangatahana makany amin'ny minisitry ny asam-panjakana eo amin'ny birao 204
    2. fikarakarana tetikasana didim-pitondrana
    3. visa avy amin’ny sampan-draharaha sy fanomezana ny karama
    4. fanaraha-maso ara-bola
    5. visa MAE sy sonian’ny minisitry ny asa, ny fampananan’asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy
    6. maka laharan’ny fisoratana any amin'ny Primatiora
    7. manao dika mitovy voamarina any amin’ny minisiteran’ny asa, ny fampananan’asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna Sosialy
    8. fampahafantarana ny olona nangataka sy ny minisitera mpampiasa momba ny fanapahan-kevitra

    Taratasy ilaina :

    1. taratasy fangatahana makany amin'ny minisitry ny MTEFOP
    2. taratasy fanehon-kevitry ny minisitera mpampiasa
    3. fandinihana ny tetibola momba ny karama
    4. dika mitovy ny tetibola momba ny karama voamarina farany
    5. filazana sora-bola

    Faharetan'ny fikarakarana : 72 ora

    Toerana : Birao 204, rihana faharoa Sampan-draharaha misahana ny mpiasam-panjakana Talen'ny fitantanana ny mpiasam-panjakana Ministeran'ny Asa, ny Fampananan'asa ary ny Asam-panjakana (MTEFoP)

    Sarany : maimaim-poana.

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefaso ny fangatahana
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Ireo dingana arahina
    Lettre de demande de l’intéressé adressée au ministre du MTEFoP (1)Avis du ministère employeur, (1)Situation des effectifs budgétaires (1)Photocopie certifiée de dernière situation (1)Avis de crédit (1)
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranonkala

    FandraisanaSerivisyMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mg - v2.0.0Novokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer