prmLogoTorolalana
  • Fanazavana
  • Serivisy
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaFangatahana taratasy fizaràna

    Fangatahana taratasy fizaràna

    Ho an'iza ?

    Natokana ho an'izay maniry ny hizara ny fananany.

    Ireo dingana arahina

    1. Fampidirana ny antontan-taratasy any amin'ny lehiben'ny boriboritany
    2. Famakian'ny lehiben'ny boriboritany ny taratasy fanamarinana maha mpandova
    3. Fandraisana ny taratasy fizaràna

    Taratasy ilaina :

    1. certificat de situation juridique (anankiroa)
    2. fotokopia kara-panondrom-pirenena voamarina (anankiroa)
    3. sari-tany (anankidimy)

    **Faharetan'ny fikarakarana :**miovaova

    Toerana : boriboritany

    Sarany : tsy misy sarany

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefaso ny fangatahana
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Ireo dingana arahina
    Certificat de situation juridique (2)Photocopie certifiée de la Carte d'Identité Nationale (CNI) (2)Plan (5)
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranonkala

    FandraisanaSerivisyMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mg - v2.0.0Novokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer