prmLogoTorolalana
  • Fanazavana
  • Serivisy
  • Fifandraisana
MGFlag
    FandraisanaTaratasim-panamarinana ny fahazoan-dàlana mitondra fiara

    Taratasim-panamarinana ny fahazoan-dàlana mitondra fiara

    Ho an'iza ?

    Natokana ho an'izay maniry ny hanamarina ny fahazoan-dàlana mitondra fiara.

    Ireo dingana arahina

    1. Dika mitovy sy voamarina momba ny antontan-taratasy nangatahana,
    2. Fanaterana ny antontan-taratasy ao amin'ny birao faha 204
    3. Fikarakarana ataon'ny tompon'andraikitra ao amin'ny birao faha 4 Anosy
    4. Sonia ataon'ny tompon'andraikitra (Direction d'Appui et de Coordination des Centres Immatriculateurs)
    5. Fanomezana ny taratasim-panamarinana ny fahazoan-dàlana mitondra fiara ao amin'ny birao faha 204

    Taratasy ilaina :

    1. fangatahana natao ho an’ny Minisitra misahana ny Atitany milaza ny antony, ny toerana ary ny faharetan’ny fijanonana,
    2. dika mitovy ny taratasy nahazoan-dàlana mitondra fiara voamarina
    3. dika mitovy ny pasipaoro voamarina

    Faharetan'ny fikarakarana : 72 heures

    Toerana : Birao 204

    Service central d'Appui et de coordination du centre d'immatriculation

    DACCIM Ambohidahy

    Sarany : maimaim-poana.

    Nahaliana anao ve ny torohevitra hitanao tato amin'ny pejy ?

    Naoty
    Alefaso ny fangatahana
    TrustedTakelaka nohamararinin'ny sampana voakasika

    Zarao amin'ny tambazotra serasera

    Ireo dingana arahina
    Demande adressée à Monsieur le Ministre (1)Une photocopie certifiée à l'original du permis de conduire (1)Une photocopie certifiée à l'original du Passeport (1)
    TOROLALANA TEXT LOGO

    Rafitry ny tranonkala

    FandraisanaSerivisyMombamonba

    Tambazotra sosialy

    facebooklinkedin
    Copyright © 2024, torolalana.gov.mg - v2.0.0Novokarin'ny Unité de Gouvernance Digitale

    Fidio ny teny tianao hifandraisana

    Choisissez la langue avec laquelle vous voulez communiquer