Ny mari-pahaizana bakalorea dia manokatra ny varavarana amin'ny fampianarana ambony. Miankina amin'ny ambaratonga nodiavina tany amin'ny lisé, dia afaka misafidy ny fianarana ambony izay mifanaraka amin'ny fahaizana. Ny manana bakalorea teknika sy ara-kasa dia mirona kokoa hanaraka ny fianarana teknika . Ny manana bakalorea amin'ny ankapobeny dia manaraka fandaharam-pianarana ela eny amin'ny Oniversite na sekoly ambiny fianarana asa
Partager sur les réseaux sociaux