L’application Torolalana est actuellement en phase Alpha, il est probable que vous rencontrez des bugs. Si c’est le cas, n’hésitez pas à nous les signaler.
Hitanao eto ny lisitry ny ministera mivondrona ao amin'ny governemantan'ny Repoblikan'i Madagasikara. Ny ministera tsirairay dia tarihin’ny minisitra iray. Manana fahefana ara-jeografika amin'ny asa fanompoana ataony izy ary manondro ny torolalany amin'izy ireo amin'ny alalan'ny naoty, torolàlana.
Mba ahafahana manatsara hatrany ny tolotra sy ny mba ahazoan’ny daholobe fahafam-po amin’ny fampiasana ity sehatra ity dia manasa anao mba hamaly ny fanadihadiana tsotra izay nomanina. Marihana fa tsy antery ary malalaka ny famaliana ny fanadihadiana. Ny valin-teny izay omenao dia mijaona ho rakikevitra entina hanatsarana sy hanamora ny fampiasanao ny Torolalana™.
Antsoy izahay